Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
Fiofanana FIFA : Nanamafy fahaizana ireo Malagasy teknisianina
Newsmada [23/10/2025]

Nifarana omaly, tany Abi­djan, Côte d'Ivoire, ny fiofanana nampanaovin’ny Fede­ra­sionina iraisam-pirenen’ny bao­lina kitra (Fif a) ho an’ireo Afrikanina mpampiofana mpanazatra. Anisan’ireo nandray anjara tamin’izany ny FMF. Telo mirahalahy niatrika izany. Nahitana an-dRasoa­naivo Rado, tale (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
SOMBIM-BAOVAO
Hanamarika ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara, sokajy latsaky ny 20 taona, ny fiverenan’ny ekipan’ny Stef’Auto volley-ball avy any Toamasina (…)
Basikety Tana Ville-U20 : Tompondaka ny JCBA sy ny MB2All
Tontosa ny faran’ny herinandro teo, teny amin’ny Kianja Barea Mahamasina, ny lalao famaranana niadiana ny tompondakan’i Madagasikara, taranja (…)
« CAF Awards 2025 » : Anisan’ny hisafidianana ny Coach Rôrô
Tsy mitsahatra ny misongadina ny anaran-dRakotondrabe Romuald Felix (Coach Rôrô). Taorian’ny zava-bitany nandritra ny “Chan 2024”, nantsoina (…)
BNGRC-CRM: Nofanina momba ny drônes ireo teknisianina
Fahombiazana ny fampiofanana nomena ireo teknisianina avy amin’ny Croix Rouge Malagasy (CRM) momba ny fitondrana drônes sy fakana sary ary (…)
Idées en goguette – Mercredi 22 octobre 2025
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info