Fanonganana ny FMF : Tsy manaiky ny AJEA sy ny Anciennes Gloires 
												Newsmada [28/10/2025]
												
												
												 Tapitra anio ny 72 ora, fe-potoana farany nomen’i Bolida, Faneva Ima, Abel Anicet, Voavy Paulin, mpilalao fahiny tao amin’ny Barea (Les 4 mousquetaires an’ny baolina kitra malagasy) ny tomponandraikitry ny Federasionina malagasin’ny baolina kitra (FMF). Ny hanomezana ny ambim-bolan’ireo (…) 
    
                                                
                                                    [Source : lire l'article complet dans Newsmada]
                                                
 
    
    
    
 												
												
  
				
                     
				
											 | 
											  | 
											
                                                
                                                
											 | 
											 
										 
										 									
									 | 
								 
								
									|   | 
								 
								
									| 
                                        
                                        
                                    
                                     | 
								 
							
								|   | 
							 
							
								|   | 
							 
								
									
										
											
												
													
													
													
														| Autres articles de Newsmada :
														 | 
													 
													
														|   | 
													 
														
														
															
																   
																Richianny ARTISTE PLASTICIENNE 
																 
															 | 
														 
														
														
															
																   
																“Karate-Mada”, olon-tokana : Mpikatroka 450 hifaninana any Antsirabe 
																 Hanomboka anio, ao Vakinankaratra, ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, taranja karate, ho an’olon-tokana, eo amin’ny sokajy Cadet, Junior (…)
															 | 
														 
														
														
															
																   
																SOMBIM-BAOVAO 
																 Araka ny fikarohana natao omaly, fantatra izao fa hifanandrina amin’i Kenya, ny Barean’i Madagasikara, mandritra ny lalao ara-pirahalahiana hatao (…)
															 | 
														 
														
														
															
																   
																Handball – “Mada senior 2025” : Nisongadina ny ekipan’Atsinanana 
																 Nanomboka omaly, tao amin’ny Kianja mitafo Arena Sport Toamasina, ny andro voalohany amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja (…)
															 | 
														 
														
														
															
																   
																Fitantanana baolina kitra : Manentana ny mpomba azy hidina an-dalambe ny mpilalao zokiny 
																 “ Mitohy ny tolona”, hoy ireo mpilalao efatra mirahalahy an’ny Barea zokiny: i Abel Anicet, Bolida, Faneva Ima ary i Voavy Paulin, afakomaly, tao (…)
															 | 
														 
														
														
															|   | 
														 
														
															  Imprimer cette page | 
														 
													 
													 
											 | 
											 
										 
									 | 
								 
							 
						 |