Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
Tana Water Front: Hiverina hisokatra ny Cinépax
Newsmada [31/10/2025]

Vaovao lehibe ho an’ny mpankafy ny sarimihetsika anaty efitrano! Niarina tamin’ny fahavoazany ny Cinépax Madagascar etsy amin’ny Tana Water Front Ambodivona. Hiverina handefa sarimihetsika, manomboka anio. Tsy mbola toa ny teo aloha, saingy efa vaovao mahafaly ny fisokafan’ireo efitrano fijerena (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
Richianny ARTISTE PLASTICIENNE
“Karate-Mada”, olon-tokana : Mpikatroka 450 hifaninana any Antsirabe
Hanomboka anio, ao Vaki­nankaratra, ny fiadiana ny tom­pondakan’i Madagasikara, taranja karate, ho an’olon-tokana, eo amin’ny sokajy Cadet, Junior (…)
SOMBIM-BAOVAO
Araka ny fikarohana natao omaly, fantatra izao fa hifanandrina amin’i Kenya, ny Barean’i Madagasikara, mandritra ny lalao ara-pirahalahiana hatao (…)
Handball – “Mada senior 2025” : Nisongadina ny ekipan’Atsinanana
Nanomboka omaly, tao amin’ny Kianja mitafo Arena Sport Toamasina, ny andro voalohany amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja (…)
Fitantanana baolina kitra : Manentana ny mpomba azy hidina an-dalambe ny mpilalao zokiny
“ Mitohy ny tolona”, hoy ireo mpilalao efatra mirahalahy an’ny Barea zokiny: i Abel Anicet, Bolida, Faneva Ima ary i Voavy Paulin, afakomaly, tao (…)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info