Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
Kung-Fu Wisa : Ligim-paritra 13 tonga nanatrika ny atrikasa nasionaly
Newsmada [12/11/2025]

Tontosa ny faran’ny herinandro teo, teny amin’ny foibeny, eny 67ha, ny atrikasa nasionaly ho an’ny kung-fu Wisa. Ligim-paritra 13 no tonga nanatrika izany. Fahombiazana no azo nandritra ny atrikasa na­sionaly notanterahina teto Antananarivo, ho an’ny taranja kung-fu Wisa. Filo­ha­na (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
GODUETTE ALLIANCE 92 ( 12 11 2025 )
Bisikileta- Ligin’Analamanga : Nosongonan’i Eric ny laharan’i Houlder
Notontosaina ny faran’ny herinandro teo ny fiadiana ny ho tompondakan’ny ligin’Ana­lamanga, taranja bisikileta. Nandrombaka ny medaly vo­lamena, (…)
SOMBIM-BAOVAO
Hatramin’ny nanoratanay omaly, tsy mbola tazana tao amin’ny pejin’ny Federasionina malagasin’ny baolina kitra (FMF), ny resaka mahakasika ny (…)
Barean’i Madagasikara : Nanainga omaly ireo mpilalao avy eto an-toerana
Araka ny fampitam-baovao avy amin’ny Federasionina malagasin’ny baolina kitra (FMF), nanainga omaly talata ireo mpilalao mandrafitra ny Barean’i (…)
Tsipy kanetibe – Afrique 2025 : Ho any Mauritanie ny ekipan’ny Pac
Tontosa ny alahady lasa teo, teny amin’ny Kianja Mai­bahoaka Ivato, ny fiadiana ny tompondakan’i Madaga­sikara, taranja tsipy kanetibe olon-telo (…)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info