Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
JPM : Hanome tantsoroka ny fandraharahana
Newsmada [14/11/2025]

Fametrahana sehatra tsy miankina mamiratra, maharitra ary feno fahombiazana ho an’i Madagasikara, ireo ny foto-kevitra hijoroan’ny « Jeune patronat de Madagascar (JPM) ». Omaly, nihaona tamin’ny minisitry ny Fampiroboroboana ny indostria sy ny fampivelarana ny sehatra tsy miankina, Rasoarahona (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
Mpilaravinahitra iharan’ny herisetra: Nofanina ireo mpandray an-tanana
Naharitra roa andro ny fiofanana mahakasika ny fihainoana sy ny fandraisana an-tanana ny mpiasa nifindra mo­nina niharan’ny herisetra ka niverina (…)
Fikaonandoham-pirenena kristianina: Fotoana handraisan’ny mpino an-tanana ny firenena
Hotanterahina ny 19 novambra ka hatramin’ny 21 novambra ho avy izao ny fikaonandoham-pirenena kristianina voalohany, eny amin’ny ISTS katolika (…)
VAOVAO TAMBATRA
Hisokatra ny 20 novambra ho avy izao ny taom-piotazana letisia 2025, araka ny tinapaky ny Vondrona mpanondrana letisia (Gel). Hisokatra anio 14 (…)
« PLFI 2026 »: Fitaovana hampandrosoana ny toekarena ny hetra
«Tsy loharanom-bola fotsiny ny hetra fa tena fitaovana politika ara-toekarena », hoy ny minisitry ny Toekarena sy ny fitantanam-bola, Dr (…)
« Match de Défi » : Hitsapa ny heriny amin’ny Barea ny Disciples FC
Ho fiatrehana sahady ny fifaninanam-pirenena “Pure­play Football League (PFL)”, hanatanteraka lalao ara-pirahalahiana any amin’ny faritr’i (…)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info