Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
Lalao ara-pirahalahiana : Lavon’ny Barea 2 no ho 0 i Guinée Equatoriale
Newsmada [18/11/2025]

Nahita fahombiazana ny ekipa nasionaly malagasy, omaly, tany Turquie. Nandresy an-dry zareo Nzalang Nationale Guinée Equatoriale ny Barea. Andrasana ny filaharan’ny Fifa. Tsara ny vokatra ho an’ny Barean’i Madagasikara. Lavon’izy ireo tamin’ny isa 2 no ho 0, ny Nzalang Na­tionale an’i Guinée (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
65 taonan’ny Rosa Club de l’Imerina : Hamolavola mpilalao ho reharehan’Antohomadinika
Taorian’ny fanokafana ta­min’ny fomba ofisialy ny faha-65 taonan’ny Rosa Club de l’Imerina (RCI), taranja rugby, ny volana mey lasa iny, nitohy ny (…)
SOMBIM-BAOVAO
Efa manomboka miditra amin’ny fifidianana eo anivon’ny ligy, amin’izao fotoana izao, ny taranja basikety, taorian’ny fifidianana teny anivon’ny (…)
Jiu-jitsu-« Mondiale » : Tompondaka maneran-tany i Idealisoa
Medaly voalohany azon’ny Malagasy ao anatin’ny fiadiana ny tompondaka maneran-tany, taranja Jiu-jitsu brezilianina, tanterahina any Abu Dhabi, ny (…)
INDRAY MIJERY
Nandray ny soso-kevitry ny Pr Jonah Ratsim­bazafy, namana mpiara-miasa amin’ny sehatry ny fampianarana sy ny fikarohana, ny minisitry ny (…)
Faragasy sy Dilo : Nahatafita hafatra ny « Soa Meva »
Tafiditra ao anatin’ny « No­vembre numérique ». Ny sabotsy 15 novambra teo no nanatontosan’i Faragasy sy i Dilo (Eat My Butterfly) mpanakanto avy (…)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info