Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
« Ampela Online » : Nibata ny laharana voalohany ny Mioty MJ
Newsmada [28/11/2025]

Lelavola mitentina 5 tapitrisa Ar no nomen’ny Yas Mada­gas­car an-dRamamonjy Nomenjanahary, vehivavy mpitantana ny orinasa Mioty MJ, taorian’ny fifaninanana fandraharahana natokana ho an’ny vehivavy, ao anatin’ny fandaharanasa “Ampela Online”. Miisa dimy izy ireo no nahazo ny fankasitrahana, (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
Fahasalaman’ny saina : Hisy tohana maimaimpoana
Hotanterahina anio, ary ha­haritra roa andro, ny fanamarihana ny Androm-pirenena momba ny fahasalaman’ny saina, eny amin’ny Lapan’ny Kolontsaina (…)
Tetikasa Greenskills: Namoaka tanora teknisianina 25 mianadahy
Ampirisihina ny tovovavy hisafidy ny sehatra teknika, ka telo izy ireo no voaray nanaraka ny fiofanana ho Technicien en système solaire (…)
VAOVAO TAMBATRA
Faharoa maneran-tany mamokatra grafita voajanahary i Madagasikara, aorian’i Chine. Manara­ka antsika eo i Mozambika sy i Brezila. Hita tao anaty (…)
Mahatanty haintany: Ahazoana 700 kg/ha ny karazana apemba vaovao
Nampahafantarina omaly, tamin’ny fomba ofisialy, ny ka­razana apemba roa vaovao, Mina sy Manana. Valim-pikarohana vitan’ny Foibem-pikarohana momba (…)
Lomano-“Meeting de l’Océan Indien” : Nandrombaka medaly 6 i Koty Glorio
Namirapiratra indray ny Ma­lagasy mpilomano, ny faran’ny herinandro teo, nandritra ny fifaninanana “Meeting de l’Océan Indien”, taranja lo­mano, (…)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info