Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
BNI Lovain-jafy: Manasongadina hatrany ny fandraharahana maitso
Newsmada [12/12/2025]

Namiratra indray ny tontolon’ny toekarena maharitra tamin’ny alalan’ny fanolorana ny « Trophées BNI Lovain-jafy », notanterahin’ny BNI Madagascar tao amin’ny Axian University, Andraharo, ny 10 desambra 2025. Nisongadina tamin’ity hetsika ity ny firaisankina teo amin’ny sehatra tsy miankina, ny (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
Manoloana ny fiovan’ny toetr’andro : Nanao fanazarana amin’ny fiatrehana loza ny faritra 15
« Tany amin’ny taona 2013-2015, faritra 16 amin’ny faritra 22 no voafaritra fa marefo. Amin’izao fotoana izao, marefo avokoa ny faritra 24 noho ny (…)
VAOVAO TAMBATRA
Manomboka miakatra ny vidim-bary eny an-tsena. Lasa 3 600Ar ny kilaon’ny vary gasy raha toa ka 3 400Ar izany andro vitsy lasa izay. Manahy sahady (…)
Fampandrosoana maitso: Fifanarahana fanoloran-tena
Natao nandritra ny roa andro, ny 9 sy 10 desambra teo, teto Antananarivo, ny fikaonandoha mifantoka amin’ny hisian’ny fampandrosoana maitso eto (…)
FAPBM : Fifaninanana ho an’ny mpanao gazety
Mikarakara fifaninanana ho an’ny mpanao gazety ny Tahirim-bola ho an’ny faritra arovana eto Madagasikara (FAPBM). Miompana amin’ny fanadihadiana (…)
Kitra D2 – « Poule des As » : Resin’ny Clinique Zanatany ny CosPN
Nanomboka omaly, teny amin’ny Kianja Ambohidra­trimo, ny andro voalohany amin’ny “Poule des As”, fifanintsanana hiadiana ny ho tompondakan’i (…)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info