Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
Orge malagasy : Manan-danja saingy tandindomin-doza
Newsmada [15/12/2025]

Zavamaniry avadika ho lasa « malt » ny orge, ilaina amin’ny fanamboarana zava-pisotro labiera. Mamboly azy ny tantsaha malagasy, maherin’ny 20 000, mamatsy ny orinasa Malto, sampana orinasa an’ny Star. Niavaka sady tsara ny vokatra tamin’ity taom- pamokarana 2025 ity, satria tafakatra 11 300 t (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
Vondrona Filatex : Vavahady noravahana loko afrikanina tatsimo
Notokanana, omaly, ny fo­todrafitrasa vavahady « Arche Malaga », an’ny orinasa Fila­tex Properties, ao anatin’ny Vondrona Filatex, eny amin’ny (…)
Lapan’ny fanatanjahantena : Nahatanteraka ny fanambiny i Momota
Andro vitsivitsy nialohan’ny fampisehoana. Hoy i Momota : « hitondra zava-baovao ho an’ny ankizy izahay. Asehonay koa fa izahay mahafeno Palais (…)
VAOVAO TAMBATRA
Hanomboka anio ny fitaterana an-dalamby an-tanàn-dehibe. Mampitohy ny gara Soarano hatrany Ambohimanambola. Natao ny andrana ny zoma lasa teo. Ary (…)
Ladoany : Mitombo ny fandanian’­ ny « transitaires »
Misedra olana ireo mpandraharaha ao anatin’ny vondrona fampivondronana entana (groupage) avy any ivelany. Mi­tombo ny fandanian’izy ireo ka (…)
« Ange » Mpandihy sy mpanao soradihy
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info