Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
Fakafaka: Fanavaozana inona?
Newsmada [16/12/2025]

Fanavaozana, fanovana toe-tsaina, fananganana rafitra vaovao. Voambolana malaza amin’izao fotoana ireo, satria anatin’ny vanim-potoana tokony hitondra mankany amin’ny fiovana i Madagasikara. Inona ny mahakasika ny kolontsaina, amin’izany fanavaozana izany? Izy rehetra. Mba tsy hilazana fa ny (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
Le guide N°06
Cliquez sur l’image pour télécharger
ITM-IHM 2026 : Hasongadina aty Afrika i Madagasikara
Hatao ny 11, 12, 13 ary ny 14 jona 2026 ho avy izao, eny amin’ny CCI Ivato, ny Foara iraisam-pirenena ho an’ny Fi­za­hantany (ITM), andiany (…)
VAOVAO TAMBATRA
Hamoraina ny fanohanana ny mpandraharaha, Vovonana natokana ho an’ny orinasa madinika sy salantsalany (PME). Tan­jo­na ny hananganana sehatra tsy (…)
«Salon de la gastronomie», andiany faha-11: Homen-danja manokana ny vokatra sokolà
Hetsika lehibe ho an’ny hainahandro eto Madagasikara. Hanasongadina ny akora, ny vokatra ary ny fahaiza-manao malagasy izy ity. Sehatra (…)
Vondrona Filatex : Vavahady noravahana loko afrikanina tatsimo
Notokanana, omaly, ny fo­todrafitrasa vavahady « Arche Malaga », an’ny orinasa Fila­tex Properties, ao anatin’ny Vondrona Filatex, eny amin’ny (…)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info