Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
Tsipy kanetibe : Tafajoro ireo ligy 5 vaovao
Newsmada [17/12/2025]

Ankoatra ireo ligim-paritra miisa 7 efa nisy teo amin’ny taranja tsipy kanetibe, ahitana an’Analamanga, Vaki­nan­karatra, Matsiatra Ambony, Atsinanana, Alaotra Mangoro, Menabe ary Itasy, mijoro ara-dalàna ihany koa ireo 5 vaovao. Tontosa ny 13 desambra teo ny fifidianana izay ho filoha hitantana (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
Baolina kitra – Can 2025: Ny Faraonan’i Egypte no nahazo ny amboara be indrindra
Hitodika any Maroc avokoa ny mason’ny mpitia baolina kitra afrikanina, afaka efatra andro. Hanomboka amin’ny alahady 21 desambra izao ny andiany (…)
SOMBIM-BAOVAO
Afaka andro vitsy, hanomboka ny Can 2025, taranja baolina kitra. Anisan’ireo lalao tena andrasan’ny aty amin’ny ranomasimbe Indianina, amin’ity, (…)
Karate-do-Mada isan-tarika: Ekipa 20 no andrasana etsy Mahamasina
Hotanterahina manomboka rahampitso ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, taranja karate, ho an’ny isan-tarika. Manodidina ny 20 eo ny ekipa (…)
“Pureplay Football League (PFL)” : Hanomboka ny alahady ho avy izao ny fifanintsanana
Hotontosaina ny 21, 27, 28 desambra ho avy izao ny andro voalohany, fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja baolina kitra, “Pureplay (…)
Fizaham-pahasalamana maimaimpoana : Vehivavy bevohoka anjatony nisitraka
Nisitraka fitiliana karazany maro, maimaimpoana, tetsy amin’ny CSB II Namontana, ireo vehivavy bevohoka miisa 150, avy amin’ny boriborintany (…)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info