Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
TARATRY ny KANTO
Newsmada [20/12/2025]

“Ndao hiaraka”, seho fiderana iarahan’i Njakatiana amin-dry Ny Mpitory sy ny Feo Mamato­nalina. Hotontosaina ny alahady 21 desambra izao izy ity, eny amin’ny FJKM Andavamamba Kristy Velona, manomboka amin’ny 2 ora sy sasany. Seho hafa mihitsy noho ny mahazatra ity karakarain’ny antoko mpihira (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
MPIVAROTRA GISA
Tetikasa « Zara Mira » : Vita ny famindram-pitantanana
Natao omaly ny famindram-pitantanana momba ny tetikasa « Zara Mira » teo amin’ny minisiteran’ny Mponina sy ny firaisankina sy ny Unicef. Manampy (…)
Tetikasa Mamiratra: Ankizy 41 nahazo tohana ara-tsaina
Hofaranana eny Ivandry, anio, ny tetikasa « Mamiratra ». Nifarimbonan’ny fikambanana Cœur des bénévoles sy ny fikambanana Manampy mahatony ary ny (…)
Ivokolo Analakely : Hasongadina ny hira sy dihy vakodrazana
Nahazo ny anjarany ny mpanao hiragasy. Miara-dalana amin’izy ireo ihany koa ny vovonan’ny mpanao hira sy dihy vakodrazana, izay hasongadina ny (…)
Orange Madagascar : Manohana ny tetikasam-pampandrosoana
Natao tetsy amin’ny Orange Digital Center Madagascar, Gara Soarano, nandritra ny roa andro, ny 16 sy 17 novambtra teo, ny « Village Engage for (…)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info