Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
“Pureplay Football League”: tsara fanombohana ny Disciples FC sy ny CFFA
Newsmada [23/12/2025]

Notontosaina ny alahady lasa teo ny andro voalohany fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja baolina kitra, “Pureplay Football Lea­gue (PFL)”. Samy tsara fano­mbohana na ny Disciples FC Vakinankaratra na ny CFFA Andoharanofotsy, tamin’izany. Ny Disciples FC nandavo ny Mama FC, tamin’ny (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
Karate-Mada isan-tarika: nifampizaran’ny klioba 4 ny fandresena
Tontosa ny faran’ny herinandro teo, teny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, taranja Karate, (…)
Tsipy kanetibe: Lasan’i Yves Sedrick ny “Boule d’or 2025”
Nitondra anaram-boninahitra vaovao indray ny taranja tsipy kanetibe. Norombahin-dRakotoarisoa Yves Sedrick mantsy ny “Boule d’or 2025”, na ny (…)
« SAR’Nao » andiany faha-16: fampirantiana iombonana an’ireo sary nohatsaraina
Manana ny toerany lehibe amin’ny fikirakirana sary ihany koa ny Intelligence artificielle. Hasongadin’ireo mpaka sary amin’ireo sanganasany, (…)
Toby Ambohimanambola 2: mitombo tsikelikely ny tanjaky ny RIA
Anisan’ny hanampy ny famatsiana herinaratra ao amin’ny Tambajotra iraisan’Antananarivo (RIA) ny Toby termika faharoa an’ny Jirama eny (…)
Rugby-Jobily faha-125 taona: tsy tafavoaka teo anatrehan’ny CEA ny Cosfa
Notanterahina omaly, teny amin’ny Kianja Makis Andoha­tapenaka, ny fankalazana ny jobily faha-125 taonan’ny Rugby Malagasy. Lavon’ny CEA (…)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info