Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
Hetsika Makalombo: mpatory an-dalana 5 000 nizarana sakafo
Newsmada [26/12/2025]

Nahatsiaro manokana ireo fianakaviana latsaka an-katerena ary tsy manan-kialofana ny minisitry ny Mponina sy ny firaisankina, Raharinirina Sidonie, ny alin’ny 24 desambra teo. Nanatanteraka hetsika Makalombo tamin’ny boriborintany enina teto Antana­na­rivo Renivohitra izy ireo. Nizara sakafo (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
Faritra avo eto Antananarivo: trano 1 490 tafo tandindomin-doza
Mandry tsy lavoloha ny mponina eny amin’ny faritra avà amin’izao orana mateti-piavy izao. Mandindona azy ireo ny mety ho fianjeran’ny vatobe (…)
Kamiao tapaka hisatra: olona efatra naratra tetsy Ankazomanga
Nisehoana lozam-pifamoivoizana naharatrana olona indray tetsyAnkazomanga akaikin’ny tobin-tsolika Jovenna, omaly, tokony ho tamin’ny 07 ora (…)
Fetin’ny Krismasy: fito ny maty teo anivon’ny HJRA
Tafakatra fito ireo olona maty teo anivon’ny hopitaly HJRA nandritra ny fankala­zana ny fetin’ny Noely (24 sy 25 desambra) lasa teo, raha ny (…)
Niharan’ny fanolanana: herinandro tsy mahatsiaro tena ilay zaza
Mila hakarina tsaboina eto an-dRenivohitra ilay zazavavy fito taona niharan’ny fanolanana tao Tsiroanomandidy ka tsy nahatsiaro tena efa ho (…)
Grande Finale PPF 2026: racle rejoint ses fidèles lieutenants
Baldwin Magny, auteur d’une saison particulièrement remarquable, a décidé de faire appel à ses fidèles compagnons de la saison passée, pour aller (…)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info