Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
Bono tany France: klioba telo nanaovany fitsapana
Newsmada [27/12/2025]

Tafaverina an-tanindra­zana, ny alakamisy 25 desambra teo, ilay Malagasy mpilalao baolina kitra, Rabearivelo Bono Stephano, rehefa avy nanao fitsapana tany France, nandritry ny 1 volana. Araka ny tati-baovao nomen’­Andri­atsima Faneva Ima, vy nahitana sy angady nananana izany ary nikarakara azy (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
VOLA RAVEL – COACH VOCAL
DG ACM: fitaterana ana habakabaka matanjaka
Natao ny 26 desambra teo ny famindram-pitantanana ho an’ny tale jeneraly vaovao, hitantana ny Antokondran­draha­raha misahana ny fitaterana ana (…)
Seranam-piaramanidina: famatsiam-bola 15 miliara Ar hiasan’ny Adema
Tsy nahazo ny vola tokony ho anjarany ny orinasam-panjakana Adema efa an-taona maro. Hamatsy vola azy ny fanjakana foibe entina hampandehanana ny (…)
Tompondaka maneran-tany: solontenan’ny Malagasy Rakotomaharo Fy
Tanterahina any Doha Qatar, nanomboka omaly hatra­min’ny 30 desambra izao, ny fiadiana ny tompondaka maneran-tany “Fide”, amin’ny taranja échecs (…)
Faritra avo eto Antananarivo: trano 1 490 tafo tandindomin-doza
Mandry tsy lavoloha ny mponina eny amin’ny faritra avà amin’izao orana mateti-piavy izao. Mandindona azy ireo ny mety ho fianjeran’ny vatobe (…)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info