Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
Minisitry ny Serasera tao Toamasina: tsy nahafa-po ny mpanao gazety maro an’isa
Newsmada [30/12/2025]

Fahadisoam-panantenana ho an’ny mpanao gazety maro an’isa ny tao Toamasina. Nihevitra izy ireo fa ho toy ny teo aloha rehetra ny ataon’ny minisitry ny Serasera sy ny kolontsaina, Ogascar Feno­soa, nandritra ny fitsidihany voalohany ny faritra Atsina­nana, ny 23 sy 24 desambra lasa teo. Nitokana (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
“Can 2025”: tafita i Egypte, Nigeria ary i Algérie
Mafana ny fifanintsanana “Can 2025”, atao any Maroc, amin’izao fotoana izao. Efa tsara toerana sy tafita hiatrika ny dingan’ny ampahavalon-dalana (…)
Rugby: nampifaly ireo mpilalaony ny Rosa club de l’Imerina
Noho ny asaramanitra, tsy nanadino ny mpilalao ao aminy ny tomponandraikitry ny fileovana Rosa club de l’Imerina III G Hangar Antohomadinika. (…)
Judo-“Coupe de Mada”: lohalaharana hatrany ny klioban’ny Esca
Nisongadina ny Judo club Esca, nandritra ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara natao tany Toamasina. Nandray anjara ny klioba 24 avy amin’ny ligy (…)
By-Pass: mpitondra moto nofaohan’ny 4×4
Nitrangana lozam-pifamoivoizana teny By-Pass, afakomaly tolakandro. Fiara tsy mataho-dalana iray miloko fotsy nandona mpitondra moto. Nipitika (…)
Tir en l’air du 30 décembre 2025
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info