Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
DAKA AN-JORONY
Newsmada [5/01/2026]

Aza atao ranotrambo ny firarian-tsoa Rehefa miandoha tahaka izao ny taona, manao be fiavy ny firarian-tsoa. Eo koa ny filazana tetikasa hatao. Misa­sasasa sy misosososo ary misesisesy izany kanefa aza atao ranotrambo be fiavy fa mora ritra. Tsara tokoa ny mifampirary soa fa izany no fanalahidy (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
Judo-Grand Slam de Paris : Hisolo tena an’i Madagasikara ry Laura sy Zo
Hotanterahina ny 7 sy 8 febroary izao, any Paris, ny “Grand Slam de Paris”, taranja Judo. Tsy diso anjara amin’izany i Madagasikara fa hanana (…)
Taranja Basikety : Misedra olana ny fifidianana any amin’ny ligin’Atsimo Atsinanana
Araka ny loharanom-baovao mari-pototra, misedra olana ny fifidianana izay ho filohan’ny ligy any Atsimo Atsinanana, izay tsy mety tanteraka (…)
Baolina kitra – CAN 2025 : Tafita ny voromaherin’i Mali sy ny lionan’i Teranga Senegal
Senegal sy Mali no firenena roa voalohany tafita amin’ny dingana ampahefa-dalana, amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika (Can 2025), taranja (…)
VAOVAO TAMBATRA
Mihena tsikelikely ny delestazy fa olana ara-teknika sisa no misy amin’izao, araka ny nambaran’ny Praiminisitra Rajaonarivelo Herintsalama, raha (…)
Maternité Befelatanana: Zazavavy teraka voalohany Andrianjafy Stenny
Andrianjafy Stenny no za­za teraka voalohany ny taona 2026, tao amin’ny Maternité Befelatanana tamin’ny 1 ora sy 57 minitra maraina. (…)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info