Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
Rugby – Sevens challenger series : Hidona voalohany amin’ ny Makis i Belgique
Newsmada [7/01/2026]

Hisantaran’ny Rugby malagasy ny taona 2026 ny fifaninanana iraisam-pirenena. Anisan’ireo firenena hiatrika ny “sevens challenger series”, lalaovina olona 7, lehilahy, ny Makis-n’i Madagasikara. Hiadiana ny tapakila hiatrehana ny “circuits mondiaux”. Ao amin’ny vondrona “B” ny Malagasy, (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
Des idées en goguette – 07 01 2026
Baolina kitra PFL : Lalao roa hahemotra amin’ny fotoana manaraka
Hiverina amin’ny faran’ny herinandro ho avy io, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja baolina kitra, Pureplay Football League (…)
SOMBIM-BAOVAO
Nifarana hatreho ny fifanarahan’i Fabrice, malagasy lohalaharana baolina kitra, amin’ny klioba AS Excelsior atsy La Reunion, araka ny vaovao hita (…)
Jiu-jitsu Breziliana: Efa manomboka manomana ny “mondial” ny klioba
Fandaharam-potoana goavana anisan’ny miandry ny Jiu-jitsu Breziliana amin’ity taom-pikatrohana 2026 ity, ny fiadiana ny tompondaka maneran-tany (…)
Mario Prencipe – « De l’analogique au numérique »: Mihaona anaty kanto ny hosodoko fahiny sy ny (…)
Ny tena zavakanto, tsy lefin’ny vanim-potoana. Azo atao ihany koa ny mampiaraka ny tany aloha amin’ny teknôlôjia ankehitriny. Manamafy ireo ny (…)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info