Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
TARATRY ny KANTO
Newsmada [8/01/2026]

Mitaintaina ny tontolon’ny zavakanto… Tsy mbola fantatra mazava, ankehitriny, ny mety hafitsoky ny aretina nendran-drajako, izay nambara fa efa misy eto Madagasikara. Miteraka tebiteby eo amin’ny sehatry ny zavakanto malagasy izany, satria, raha sanatria ka mihanaka be ao anatin’ny fotoana fohy (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
Sokitra sy hosodoko : Lavo ny andrarezina, Edouard Rajaona
“Manaraka ny aingam-panahy any fotsiny…”. Fitenin’i Edouard Rajaona rehefa miresaka ny kanto trandrahany io. Nanosika azy no anisan’ireo mpanao (…)
Baolina kitra – CAN 2025: «Mondialistes» dimy hiatrika ny ampahefa-dalana
Hitohy rahampitso zoma ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja baolina kitra (Can 2025). Fantatra avo­koa ireo ekipa 8 hiatrika ny dingana (…)
SOMBIM-BAOVAO
Hotanterahina anio, any Arabia Saodita, ny lalao manasa-dalanan’ny fiadiana ny amboarabe an’i Espagne. Hifanandrina amin’izany, ny Real Madrid sy (…)
Volley-Taona 2026 : Feno tanteraka ny fandaharam-potoana
Fiofanana ho an’ny mpanazatra hatao any Toamasina, no hisantarana ny taom-pilalaovana 2026, ho an’ny taranja volley ball, ny 24 hatramin’ny 27 (…)
Des idées en goguette – 07 01 2026
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info