Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
Manasa-dalan’ny Can 2025 : Nigeria sy Maroc, Senegal sy Egypte
Newsmada [12/01/2026]

Fantatra ny faran’ny herinandro teo, ny anaran’ireo firenena efatra tafita any amin’ny dingan’ny manasa-dalan’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja baolina kitra, Can 2025, izay tontosaina any Maroc. Fifanandrinana azo heverina ho mafy avokoa izy ireo. Hifandona amin’ny Lion de L’Atlas (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]


L'actualité dans les journaux du Maroc : Maroc.direct.news
L'actualité dans les journaux du Nigeria | Nigeria news in Nigerian newspapers: Nigeria.direct.news



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
Baolina kitra – PFL: Manambana hikomy ny mpitsara ao Mahajanga
Hotanterahina ny faran’ny herinandro ho avy izao ny andro faharoan’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasi­kara, taranja baolina kitra, “Pureplay (…)
SOMBIM-BAOVAO
Araka ny fikarohana natao omaly, namoaka ny lisitr’ireo mpilalao hifandona amin’ny Albacete, ny eki­pan’ny Real Madrid Fc, Espagne. Tsikaritra tao (…)
Basikety : Nomena “Chevalier de l’ordre national” Ratafia
Nentina nomena voninahitra farany teny amin’ny Kianja mitafon’i Mahamasina ny vata-mangatsiakan-dRakotoarivelo Edmond na Ratafia ary nomena ny (…)
Federasionina malagasin’ny handball : Takin’ny filohan’ny ligin’ Atsinanana ny trosa teo aloha
Manaiky ny fifidianana saingy mitsipaka ny tsy fanarahan-dalàna tamin’ny fivoriamben’ny Federasionina malaga­sin’ny handball (FMHB), ny filoha (…)
Oniversiten’Antananarivo : Mpianatra 48 tsy afaka hianatra an-taona maro
Nandritra ny Conseil de discipline (Codis) nataon’ny Oni­versiten’Antananarivo, nandraisana fanapahan-kevitra ny hamaizana ireo mpianatra tratra (…)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info