Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
Federasionin’ny handball : Lany ho filoha Ratsimandao Andriamanga
Newsmada [12/01/2026]

Manana filoha vaovao hitondra sy handrindra ny Federasiona Malagasin’ny taranja Handball, i Madagasikara. Voafidy tamin’izany, Ratsimandao Andriamanga Herilovasoa Andrianisainana. Nahazo mpitantana vaovao ! Lany ho filoha hitantana ny Federa­sionina malagasin’ny handball, mandritra ny efa-taona (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
Sakay matsirokely by Myh
« Spass Gasy 2026 » : Fihaonamben’ny Mala­gasy any Allemagne
Raha manana ny « RNS » ny ao France, efa hiditra amin’ny andiany fahefatra ihany koa ny « Spass Gass » amin’ity. Fihaonamben’ireo Malagasy any (…)
Madagascar Mozarteum: Ho sarotra hadinoina ny « Concert Lyrique »
Tafiditra ao anatin’ny andiany faha-166 ny « Concert classique de midi ». Hanana ny hampiavaka azy ny « Concert Lyrique ». Tanora manan-talenta (…)
INDRAY MIJERY
Anisan’ny olona marefo sy mila fiarovana manokana amin’ny valanaretina Mpox ny voafonja. Nidina ifotony nanao fanentanana ny mpiasan’ny (…)
Tambajotrana asa tsy ara-dalàna : Maro ireo Malagasy voatazona atsy Maorisy
Mametraka ho vaindohan-draharaha manoloana ny fama­rinan’olona sy ny fijerena manokana ireo mpifindra monina voatazona ao amin’ny « Centre de (…)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info