Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
TARATRY ny KANTO
Newsmada [14/01/2026]

Hisy efatra ny “Star Tour” amin’ity taona 2026 ity. Io no anisan’ny vaovao lehibe nampitain’ny tomponandraikitry ny hetsika, nandritra ny fihaonana sady fifampiarahabana noho ny taona vaovao, omaly, niaraka tamin’ ny mpanao gazety. Antsirabe toy ny maha­zatra no manokatra azy, amin’ny Paka. (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
Orange Madagascar: Hanome fahafahana mijery Can mivantana
Hampientanentana ny fitiavam-baolina ny Orange Madagascar. Tafiditra anatin’izany ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika (Can 2025), mivantana sy (…)
Toetr’andro : Mihaodihaody ny rivodoza
Miforona any amin’ny ranomasimbe Indianina ilay rivo­doza Dudzai. Omaly, mbola any amin’ny 3 100 km atsina­nan’ny morontsirak’I Madagasikara no (…)
Valanaretina Mpox : Miroso amin’ny fanafarana vaksiny ny fanjakana
Efa maro ireo miandry vaksiny miaro amin’ny aretina Mpox. Fantatra izao fa efa an-dalam-panafarana izany ny fanjakana. Fantatra nandritra ny (…)
“Antson’ny tontolo miaina” ; Fampirantiana ny fitiavana ny hazo
“Dendrophile”, entina hilazana ireo olona mpankafy ny hazo sy ny tontolony. Lohahe­vitra iompanan’ny fampiran­tiana “Antson’ny tontolo miaina” (…)
Us Monastir sy ny Jet Kintana : Hiara-miasa hampandroso ny baolina kitra
Mivelatra hatrany! Nanao fifanarahana, indrindra ho an’ny taranja baolina kitra, ny Jet Kintana, klioba eto Ma­dagasikara, sy ny Union sportive (…)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info