Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
Federasionina malagasin’ny handball : Takin’ny filohan’ny ligin’ Atsinanana ny trosa teo aloha
Newsmada [15/01/2026]

Manaiky ny fifidianana saingy mitsipaka ny tsy fanarahan-dalàna tamin’ny fivoriamben’ny Federasionina malaga­sin’ny handball (FMHB), ny filoha mpitantana ny ligin’Atsinanana, Razanadrakoto Harinaivo. Mangata-panazavana ny amin’ny trosa teo aloha izy. Ny sabotsy lasa teo, namory mpanao gazety teo (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
Baolina kitra – PFL: Manambana hikomy ny mpitsara ao Mahajanga
Hotanterahina ny faran’ny herinandro ho avy izao ny andro faharoan’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasi­kara, taranja baolina kitra, “Pureplay (…)
SOMBIM-BAOVAO
Araka ny fikarohana natao omaly, namoaka ny lisitr’ireo mpilalao hifandona amin’ny Albacete, ny eki­pan’ny Real Madrid Fc, Espagne. Tsikaritra tao (…)
Basikety : Nomena “Chevalier de l’ordre national” Ratafia
Nentina nomena voninahitra farany teny amin’ny Kianja mitafon’i Mahamasina ny vata-mangatsiakan-dRakotoarivelo Edmond na Ratafia ary nomena ny (…)
Oniversiten’Antananarivo : Mpianatra 48 tsy afaka hianatra an-taona maro
Nandritra ny Conseil de discipline (Codis) nataon’ny Oni­versiten’Antananarivo, nandraisana fanapahan-kevitra ny hamaizana ireo mpianatra tratra (…)
Orange Madagascar: Hanome fahafahana mijery Can mivantana
Hampientanentana ny fitiavam-baolina ny Orange Madagascar. Tafiditra anatin’izany ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika (Can 2025), mivantana sy (…)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info