Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
“Can 2025” : Tafita amin’ny famaranana i Maroc sy i Sénégal
Newsmada [16/01/2026]

Enin-taona aty aoriana, hifandona indray i Maroc sy i Sénégal. Fifanandrinana anatin’ny famaranan’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja baolina kitra, “Can 2025”, izay tontosaina any Maroc, amin’izao fotoana. Ho fantatra ny alahady ho avy izao izay ho mpandresy amin’izany. Adin’ny samy (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]


L'actualité dans les journaux du Maroc : Maroc.direct.news
L'actualité dans les journaux du Sénégal : Senegal.direct.news



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
TARATRY ny KANTO
« Kabary malagasy: manamafy fiha­vanana, arofanin’ny fiarahamonina ». Ny kabary io voalaza ao anatin’ny lohahe­vitry ny Androm-pirenena ho an’ny (…)
Fizahantany, fandraisam-bahiny ary nahandro : Napetraka ny sekoly ambony hanome fanofanana
Nampahafantarina omaly, teny Andakana, ny fisokafan’ ny sekoly ambony hanofana momba ny fizahan-any, fandraisam-bahiny ary ny nahandro avo lenta (…)
INDRAY MIJERY
Ho an’ireo olona manana ahiahy amin’ny mety ho voan’ny Mpox, misy ny fizahana fahasalamana mialoha eny anivon’ny tobim-pahasalamana ka ny mpitsabo (…)
Tetikasa Lime : Mpianatra 70 mianadahy nahazo tantsoroka
Nihaona teny amin’ny American School of Antananarivo ireo mpianatra avy ao amin’ny Lycée Andohalosy misitraka ny tetikasa “Lafayette Initiative (…)
Baolina kitra – PFL: Manambana hikomy ny mpitsara ao Mahajanga
Hotanterahina ny faran’ny herinandro ho avy izao ny andro faharoan’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasi­kara, taranja baolina kitra, “Pureplay (…)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info