Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
SOMBIM-BAOVAO
Newsmada [21/01/2026]

Hotontosaina any Maurice, ny volana febroary ho avy izao, ny fifanintsanana eo amin’ny taranja Taekwondo WT, ho an’ireo firenena aty amin’ny faritra fahafito. Vonona ny handray anjara amin’izany i Madagasikara, ary mikasa ny handefa atleta lahy sy vavy. Ho fanomanana izany, misy ny lalao (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
GOGUETTE ALLIANCE 92 ( 21 01 2026 )
Raharimanantsoa Hugues : Homarihina amin’ny fampiofanana ny faha-80 taonany
Homarihin-dRaharimanan­tsoa Hugues amin’ny fampiofanana sy fifampizarana traikefa ny fankalazany ny faha-80 taonany, ny 31 janoary izao. Taranja 4 (…)
Lalao Olympika ho an’ny tanora: Manendry izay hifaninana ny CIO
Anisan’ny fifaninanana goavana miandry ny mpilalao, amin’ity taona 2026 ity, ny Olympika ho an’ny tanora (JOJ). Fihaonana hotanterahina any Dakar, (…)
Filaharan’ny Fifa : Tafakatra laharana faha-104 i Madagasikara
Nivoaka afakomaly, tao amin’ny tambajotran-tseraseran’ny Federasionina iraisam-pirenena ho an’ny baolina kitra, ny filaharana vaovaon’ireo (…)
Pureplay Football League : Mitarika vonjimaika ny Disciples FC
Notontosaina ny faran’ny herinandro teo ny andro faharoa hiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja baolina kitra, “Pureplay Foot­ball (…)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info