Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
INDRAY MIJERY
Newsmada [24/01/2026]

Tranga voamarina miisa 11 mahakasika ny aretina Mpox ny alakamisy teo. Etsy Ambohidratrimo ny iray ary any Mahajanga ny 10. Mitotaly 430 ny tranga ka ny 286 no ahina ary 144 no tranga voamarina. Tsy mbola nisy ny aina nafoy. Ireo efa sitrana kosa dia tsy atahorana intsony hamindra amin’ny […]

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
Asa fanaovan-gazety : Natsangana ny komity hisolo ny OJM
Natsangana, omaly, ny komity vonjimaika hi­solo toerana ny Hola­fitry ny mpanao gazety (CTOJM), taorian’ny nahataperan’ny fe-potoam-piasan’ireo (…)
Concert classique de midi : Hiaka-tsehatra ny AMI Choir
Tafiditra ao anatin’ny andiany faha-165 ny « Concert classique de midi ». Hiaka-tsehatra etsy amin’ny Institut français de Madagascar (IFM) (…)
Nate Tex : “Za”, rakikira mitantara fiainana…
Taona maro taty aorian’ny vokatra voalohany, tontosa ny rakikira faharoan’i Nate Tex. Hampahafantariny an-tsehatra ny “Za”. “Tena Zava-dehibe (…)
Biometrika : Hanomboka ny 27 janoary ny fisoratana anarana
Nampahafantarina, omaly, teny amin’ny Coupole, ao amin’ ny minisiteran’ny Atitany sy ny fitsinjaram-pahefana, ny he­tsika fisoratana anarana (…)
Taona 2026 – SBG: Hosantarina amin’ny « Asaramanitra bagasy »
Mitohy ny ezaka efa natao ho fampiroboroboana ny ba­gasy. Fantatra fa ny sabotsy 7 febroary izao, manomboka amin’ny 2 ora sy sasany, no (…)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info