Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
Volley – 50 taona : Nifanotrona tamin-dRaharima­lala Léa ny mpitia ny taranja
Newsmada [26/01/2026]

Tontosa ny faran’ny herinandro teo, teny amin’ny Kianja mitafon’Ankorondrano, ny famaranana ny jobily faha-50 taona niseharan-dRaharimalala Léa, filohan’ny federasionina malagasy, teo amin’ny tontolon’ny volley ball. Lalao sy fifampizarana ary fihaonana tamin’ireo ni­ara-nilalao sy niara-lehibe (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
Hiragasy goavam-be : Samy sangany no nifanandrina
Tarika Ramaroson Soa­nie­ranabe nifanandrina ta­min’ny tarika RaEmilison Tsi­makalagy avy any Arivoni­ma­mo. Nifandanja ny anda­niny sy ny (…)
Pr Siméon Rajaona 100 taona : Hisy fifaninanana asasoratra ho tsangambato
Andrarezin’ny teny malagasy. Tsy ho lalovam-potsiny ny tsingerin-taona faha-100 nahaterahan’ny Pr Siméon Rajaona fa hanatanterahana tsangambato (…)
Karate-Analamanga: Niofana momba ny “Médecine du Sport”
Nanatanteraka fiofanana mahakasika ny “Médecine du Sport”, teny Mahamasina, ny sabotsy lasa teo, ny eo anivon’ ny ligin’Analamanga ny Karate. Noho (…)
Dignitas Ecole de Football: Manomana ankizy ho mpilalao matihanina
Nampahafantarina tamin’ ny fomba ofisialy, ny sabotsy lasa teo, teny Alasora ny ivontoerana manabe sy mampianatra baolina kitra ho an’ireo ankizy, (…)
Manandona, Antsirabe II: les agriculteurs interpellent l’Etat
Les agriculteurs de la commune de Manandona, district d’Antsirabe II, région Vakinankaratra, ont fait part de leurs difficultés à écouler leurs (…)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info