Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
Pancrace-2026 : Hiditra amin’ny “Combat de défi” faha-6
Newsmada [27/01/2026]

Nomarihina tamin’ny fiarahana mikorana teny amin’ny Cemes Betongolo, ny sabotsy lasa teo, ny fanombohana ny taom-pikatrohana 2026, ho an’ny taranja pancrace. Nandritra izany no namelabelaran’ny kaomisiona malagasin’ny pancrace / MMA sy “Submission” ny fandaharam-potoana miandry amin’ity taona (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
Pureplay Football League : Misongadina hatrany ny Disciples FC
Notontosaina ny faran’ny herinandro teo ny andro fahatelo fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja baolina kitra, “Pureplay Foot­ball (…)
SOMBIM-BAOVAO
Araka ny fikarohana natao omaly, mbola manohy ny diany amin’ny baolina kitra matihanina any Arabia Saodita, i Carolus, Malagasy lohalaharana. (…)
Tsipy kanetibe Analamanga : Hanasazy ireo mpilalao tsy manara-dalàna
Hametraka rafitra manaraka ny lalàna ny ligin’ny tsipy kanetibe Analamanga, ho an’ny taom-piasana vaovao. Hampanara-dalàna ireo mpilalao sy ny (…)
TARATRY NY KANTO
« Haitsikerana sarimihetsika: Tsy doka na kiana be fahatany ». Io ny lohahevitry ny velakevitra izay hotontosaina ny alarobia 4 febroary izao, (…)
Hiragasy goavam-be : Samy sangany no nifanandrina
Tarika Ramaroson Soa­nie­ranabe nifanandrina ta­min’ny tarika RaEmilison Tsi­makalagy avy any Arivoni­ma­mo. Nifandanja ny anda­niny sy ny (…)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info