Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
Basikety-Ratianarivo Livio: “Mila tanjaka ara-batana raha te hahomby”
Newsmada [30/01/2026]

Miditra amin’ny andro fa­ha­dimy, anio, ny fampivondronana ny Malagasy mpilalao, Ankoay, taranja basikety, ha­no­manana ny fifanintsanana amin’ny fiadiana ny amboara maneran-tany, hatao any Da­kar, amin’ny faran’ny volana febroary. Herinandro izay no vita, nanaovana ny fanamafisana ny tanjaka (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
SOMBIM-BAOVAO
Fantatra omaly avokoa ireo klioba tsy hiatrika ny lalao sakana amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Eoropa, « Ligue des Champions LDC 2026 ». (…)
StarTimes : Fitantarana lalao amin’ny teny malagasy
Tolotra manakaiky vahoaka, natao ho an’ny Malagasy rehe­tra. Mitohy ny fitantarana amin’ny teny malagasy, ao amin’ny rohim-pandaharana (…)
Pureplay Football League : Tsy mandray lalao ny Kianja Rabemananjara
Tsy afaka hampiantrano lalao amin’ny fifaninanam-pirenena “Pureplay Football League (PFL)” ny Kianja Rabemananjara Mahajanga noho ny fisian’ny (…)
INDRAY MIJERY
Araka ny vinavina, hitombo hery miandalana ilay andro ratsy ao amin’ny Lakandranon’i Mozambika ary tomombana amin’ny ankapobeny ny tontolo (…)
Kolontsaina sy zavakanto: Mbola vitsy ireo sahy mamatsy tetikasa
Hatramin’izao, mbola ny tontolon’ny hira ihany no ma­hi­ta hirika. Manome na mampiasa vola hanatanterahina ny famerenan-kira sy ny fiakarana (…)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info