Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
Havatsa –Upem : Nankasitrahina ireo mpanoratra nahavita be
Newsmada [2/02/2026]

Fikambanana zokiny indrindra. Notanterahina afakomaly, tetsy amin’ny Tranombokim-pirenena Anosy, ny lanonana fanolorana ny mariboninahitry ny kanto, ny soratra ary ny ko­lontsaina, ho an’ireo mpikambana ao amin’ny Havatsa-Upem. Nisitraka izany ny mpanoratra miisa 28. Nakarina ho (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
Rasazy Ramarojaona Rindra: “Fahafaham-po rehefa mahatafita ny ain’izy mianaka”
“Rasazy Rindra no hahafantaran’ny olona ahy fa Ramarojaona Rindra no anarako, efa niasa nandritra ny 12 taona tamin’ny CSBII teto Antsirabe. Tena (…)
Handball malagasy: Hampiantrano lalao iraisam-pirenena roa
Nambaran’ny filohan’ny Federasiona malagasin’ny Handball, Ratsimandao Andriamanga Herilovasoa, ny zoma teo, tetsy Ampefiloha, fa hampiantrano (…)
Pureplay Football League : Mbola manjaka ny Disciples FC
Fandresena hatrany! Na­hita fahombiazana indray ny ekipan’ny Disciples FC Vaki­nankaratra, ny faran’ny herinandro teo. Resin’izy ireo, tamin’ny (…)
Lomano: Hamoaka mpilomano sangany ny ligin’Analamanga
Nanokatra ny taom-pikatrohana 2026, ny faran’ny herinandro teo, ny ligin’Analamanga, taranja lomano. Mpilomano 154 no nifaninana teny amin’ny ANS (…)
Dr Randriamanana Hasina stéphane – Mpilalao sy mpampianatra mozika
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info