Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
Ampitatafika : Hotolorana vary ny traboina sy ny sahirana
Newsmada [3/02/2026]

Toerana iray anisan’ny misedra olana amin’ny fiakaran’ny rano ny manamorona iny reniranon’i Sisaony iny. « Tafakatra any an-trano ambany rihana sy ny tokotany ary ny faritry ny toeram-pivoahana mihitsy ny rano », hoy ireo olona monina eny Anja­namaitso, fokontany Ampita­tafika Vaovao. Efa (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
GOGUETTE ALLIANCE 92 ( 04 02 2026 )
Federasionina malagasin’ny Tenisy: Hatao ny 14 febroary ny fifidianana filoha
Raha tsy misy ny fiovana, hotanterahina ny sabotsy 14 febroary ho avy izao, etsy amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, ny fifidianana izay (…)
SOMBIM-BAOVAO
Hotontosaina, anio, ireo lalao efatra nahemotra, tafiditra anatin’ny andro fahefatry ny fiadiana ny ho tompondandakan’i Madagasikara, PFL. (…)
Karate – 80 taona: Vavolombelon’ny tantara i Hanshi Hugues
Nankalazaina ny sabotsy 31 janoary lasa teo ny faha-80 taonan’i Hanshi Raharimanantsoa Hugues. Fifampizarana sy fampiofanana teny amin’ny Kianja (…)
Sekolin’ny baolina kitra : Mandray ireo manam-pahaizana Portugais
Ho avy eto Madagasikara, hizara fahaizana sy hampitombo traikefa ho an’ireo mpanazatra sy ny mpilalao, i Rui Fernandes sy i Guilherme Farinha, avy (…)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info