Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
INDRAY MIJERY
Newsmada [6/02/2026]

Noho ny fisian’ilay fikorontanana ao amin’ny ranomasimbe Indianina, tombanana hahazo vahana ny oram-baratra amin’ny morontsiraka atsinanan’ny Nosy ary hiitatra amin’ny ilany atsinan’ny afovoantany izany, manomboka ny talata ho avy izao. Hahery be koa ny ranomasina sady ho mafy ny fitsokan’ny (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
Ny diarin’i Anne Frank : Natolotry ny ViMa ny tranombokim-pirenena
Voadika amin’ny teny malagasy ilay boky malaza maneran-tany “Le journal d’Anne Frank”. “Ny diarin’i Anne Frank” ihany no lohateniny, izay (…)
Tontolon‘ny hira: Hanimba hira sy mpitendry ny teknolojia
Fototra iray mampijoro ny hira ny fisian’ny mpitendry (mpitsoka, mpikapoka…) zavamaneno. Misedra olana maro, anefa, izy ireny… Zavamaneno iray (…)
Rasazy Valencia – Fandrindram-piterahana : “Fifaliako rehefa samy resy lahatra ny mpivady”
Rasazy ao amin’ny CSB II Ambohimanarivo Antsirabe, nandritra ny 8 taona, Rafano­mezantsoa Lantonirina Valen­cia. Tomponandraikitry ny fandrindrana (…)
Oniversiten’Antananarivo : Hampianatra eny ny profesora Jasbir Chahal
Tonga eto Madagasikara ny profesora Jasbir Chahal ary voafantina ho Fulbright US Scholar hisehatra eto an-toerana. Ato anatin’ny enim-bolana (…)
Amboditandrohoroho-Toamasina II : Trano 84 ravan’ny tadio, 13 niendaka tafo
Tokantrano miisa 84 rava tanteraka raha 13 hafa kosa simba ny tafo. Omby sy biby fiompy anjatony maty, hazo fihinam-boa sy voly fanon­drana (…)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info