Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
« Spass Gasy 2026 » : Fihaonamben’ny Mala­gasy any Allemagne
Newsmada [7/02/2026]

Raha manana ny « RNS » ny ao France, efa hiditra amin’ny andiany fahefatra ihany koa ny « Spass Gass » amin’ity. Fihaonamben’ireo Malagasy any Allemagne ity hetsika ity, izay hotontosaina ny 23 sy 24 mey izao, any Bonn. Fihaonana ara-kolontsaina sy fanantanjahantena no hatao mandritra izany, (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
Sakay matsirokely by Myh
Madagascar Mozarteum: Ho sarotra hadinoina ny « Concert Lyrique »
Tafiditra ao anatin’ny andiany faha-166 ny « Concert classique de midi ». Hanana ny hampiavaka azy ny « Concert Lyrique ». Tanora manan-talenta (…)
INDRAY MIJERY
Anisan’ny olona marefo sy mila fiarovana manokana amin’ny valanaretina Mpox ny voafonja. Nidina ifotony nanao fanentanana ny mpiasan’ny (…)
Tambajotrana asa tsy ara-dalàna : Maro ireo Malagasy voatazona atsy Maorisy
Mametraka ho vaindohan-draharaha manoloana ny fama­rinan’olona sy ny fijerena manokana ireo mpifindra monina voatazona ao amin’ny « Centre de (…)
Ny diarin’i Anne Frank : Natolotry ny ViMa ny tranombokim-pirenena
Voadika amin’ny teny malagasy ilay boky malaza maneran-tany “Le journal d’Anne Frank”. “Ny diarin’i Anne Frank” ihany no lohateniny, izay (…)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info