Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
“Che Bel Canto!” 2.0 : Mbola hiray sehatra amin’i Tovo J’Hay i Malala sy Nanie
Newsmada [14/02/2026]

Angamba ity no andiam-pampisehoana nalaza indrindra. Rehefa niato kely, hiverina indray ny “Che Bel Canto!” ary i Tovo J’Hay sy ny namany ihany no hisantatra izany. 2003 ny “Che Bel Canto!” voalohany… Hetsika ni­tondra aina vao teo amin’ny tonto­lon’ny fampisehoana. Nana­songadina ny sanganasana (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
Laza Razanajatovo – Directeur du festival RFC Rencontres du Film Court
Fahasalamana : Maha be tazomoka ny rano mihandrona
Fotoana mampirongatra ny karazana valanaretina ny fiakaran’ny rano toy izao. Anisan’izany ny fivalanana noho ny rano tsizarizary, indrindra (…)
ONU SY IFRC : Hanampy amin’ny fanorenan-trano
Nanolotra vola mitentina 1 tapitrisa dolara ho an’i Madagasikara ny Federasionina iraisam-pirenen’ny Croix-Rouge sy Croissant-Rouge (IFRC). Hanome (…)
Fetin’ny mpifankatia MJ Events: Etsy Ampandrana ny « L’Arcane de l’amour »
Anisan’ny mikarakara hetsika amin’izao fe­tin’ny mpifankatia, 14 febroary, izao ny eo anivon’ny MJ Events. Lohatenin’izany ny «L’Ar­cane de (…)
Soccer Camp : Tonga hanofana i Farinha sy i Fernandes
Nigadona eto Madagasi­kara, ny alarobia lasa teo, ireo teknisianina portugais amin’ny baolina kitra, i Guilherme Farinha sy i Rui Fernandes. (…)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info