Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
Vondrona Filatex : Fanampiana ho an’ny traboina any Toamasina
Newsmada [17/02/2026]

Tsy niandry ela, nitondra fanampiana ho an’ireo mponina traboina vokatry ny rivodoza Gezani farany teo, any Toamasina, ny vondrona orinasa Filatex. Tena nifantohana ny fanarenana ireo trano sekoly sy tobim-pahasalamana, ny famatsiana herinaratra mba hiverenan’ny fiainana ara-tsosialin’ny mponina (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
Lalao Olympika amin’ny ririnina : Faha-50 i Mialitina Clerc
Niditra an-tsehatra ny alahady lasa teo i Mialitina Clerc, teo amin’ny fifaninanana fikorisana amin’ny ranomandry, lalao Olympika fanao amin’ny (…)
SOMBIM-BAOVAO
Notanterahina ny sabotsy lasa teo ny fifaninanana “inter établissement”, andro faharoa, teo anivon’ny klioban’ny Makawa (Madagascar Karate-do (…)
Seksiona Ambohidratrimo : Nanokatra ny taom-pikatrohana 2026
Nanokatra tamin’ny fomba ofisialy ny taom-pikatrohana 2026 ny eo anivon’ny seksiona Ambohidratrimo, taranja basikety, ny faran’ny herinandro teo, (…)
“Pureplay Football League” (PFL) : Cosfa sy Disciples, tsy mbola resy hatreto
Mizotra miandalana ny fifaninanam-pirenena amin’ny baolina kitra, “Pureplay Football League (PFL)”. Samy tsy mbola resy hatramin’ny nanombohan’ny (…)
Sehon-dry Rajao Mianakavy : Nitsikombakomba ireo mpijery
Dingana lehibe no afaka ho an-dry Rajao Mianakavy! Nobatain’izy ireo irery ny CCEsca Antanimena, iray amin’ireo efitrano fanaovana fampisehoana, (…)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info