Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
Takaitran’ny rivodoza : Nitondra fanampiana ho an’ny traboina ny MMM
Newsmada [18/02/2026]

Nanainga omaly nihazo an’i Toamasina ny avy amin’ny antoko Malagasy miara-miainga. Tafiditra amin’ny hetsika ho fanohanana ireo havana traboina any amin’ny faritra Atsinanana iny izany. Niainga amin’ny fifanomezan-tanan’ny mpikambana MMM rehetra manerana ny Nosy no nahafahana nanangona ireo (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
Baolina Kitra : Mitaky ny volany ireo mpandraharaha
Telo volana aty aoriana vao milaza ireo mpandraha­raha, niara-niasa tamin’ny Federasionina malagasin’ny baolina kitra fa tsy azo ny volany. (…)
SOMBIM-BAOVAO
Nivoaka afakomaly ny filaharana vonjimaika, fifaninanana nasionaly, taranja Rugby, «XXL Top 12». Mihazona ny laharana voalohany, taorian’ny andro (…)
Basikety-« Coupe du Monde » : 12 mirahalahy handrafitra ny lisitra farany
Namoaka ny lisitra farany, mpilalao mandrafitra ny ekipam-pirenena hiatrika ny fifanintsanana amin’ny fiadiana ny amboara maneran-tany, taranja (…)
Corenin Martins: Ho avy eto Madagasikara hanazatra ny Barea
Nambaran’ny loharanom-baovao iray fa nahita marimaritra iraisana ihany i Corentin Martins sy ny Federasionina malagasin’ny baolina kitra (FMF) ary (…)
Lalao Olympika amin’ny ririnina : Faha-50 i Mialitina Clerc
Niditra an-tsehatra ny alahady lasa teo i Mialitina Clerc, teo amin’ny fifaninanana fikorisana amin’ny ranomandry, lalao Olympika fanao amin’ny (…)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info