Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
SOMBIM-BAOVAO
Newsmada [19/02/2026]

Nahazo isa telo indray ny CFFA Andoharano­fotsy, omaly, tetsy Iavoloha. Lavon’izy ireo tamin’ny isa 3 no ho 0, ny Antimo Record. Fifanandrinana izay tafiditra amin’ny andro fahatelo taraiky amin’ny fifanintsanana nasionaly, « Pureplay Football League (PFL) ». Ny sabotsy ho avy izao, hanafika ny (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
Karate-“Inter Makawa” : Nahatratra 215 ny mpandray anjara
Tontosa ny faran’ny herinandro teo, teny amin’ny Es­pace Queen Fanomezan­tsoa Ambohimangakely, ny fifaninanana “inter Makawa”, ta­ranja karate. (…)
«Journée de l’UJSM» : Hatao ny 14 sy 21 marsa ho avy izao
Ao anatin’ny fandaharana­san-dRabenaivo Alain, filohan’ny Union des journalistes sportifs de Mada­gascr (UJSM), ny fandraisan’ ny mpanao gazety (…)
Federasionina malagasin’ny tenisy: Lany ho filoha Andriantefihasina Hary Manohisoa
Vita omaly, tao amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, ny fivoriambe ara-potoana hifidianana izay ho filohan’ny Federasionina malagasin’ny (…)
INDRAY MIJERY
Niara-nidinika tamin’ny ekipa teknika momba ny ranon’ny Jirama teny Mandroseza ny delegasionina mpikaroka avy amin’ny minisiteran’ny Fampianarana (…)
Baolina Kitra : Mitaky ny volany ireo mpandraharaha
Telo volana aty aoriana vao milaza ireo mpandraha­raha, niara-niasa tamin’ny Federasionina malagasin’ny baolina kitra fa tsy azo ny volany. (…)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info