Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
Barean’i Madagasikara : Hilalao any amin’ny firenena eoropeanina sy afrikanina
Newsmada [20/02/2026]

Raha tsy misy ny fiovana farany, hiatrika lalao ara-pirahalahiana roa ny ekipam-pirenena Barean’i Madagasikara. Tafiditra amin’ny “Fenêtre Fifa” hatao ny volana marsa ho avy izao. Hiatrika lalao ara-pirahalahiana roa ny Barea, mandritra ny “Fenêtre Fifa” amin’ny volana marsa ho avy izao. Araka (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
Fanampiana ny traboina: Napetraka ny Vovonana handrindra ny fitsinjarana
Taorian’ny antso voim-pirenena nataon’ny fitondram-panjakana, betsaka ireo mpiray ombon’antoka sy firenena vahiny naneho fahavononana hanampy (…)
Miaina anaty herisetra mangina ny vehivavy : Tsy salama, mihena ny vola miditra noho ny tsy (…)
Naranty an-tsary, omaly, teny Antanimena, ny zavatra iainan’ny vehivavy momba ny fahasarotana misitraka rano madio amin’ny andavanandro. (…)
Badminton – Afrique 2026: Tsy namokatra ny Malagasy
Notontosaina tany Gaborone, Botswana, ny 9 hatramin’ny 12 febroary lasa teo, ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika, taranja badminton, sokajy (…)
Volley-« CAVB Zone 7 »: Ekipa 4 hihazo an’i Seychelles
Hotanterahina any Seychelles, ny 27 febroary hatramin’ny 7 marsa izao, ny fiadiana ny amboaran’ny klioba tompondaka, aty amin’ny faritra faha-7, (…)
Karate-“Inter Makawa” : Nahatratra 215 ny mpandray anjara
Tontosa ny faran’ny herinandro teo, teny amin’ny Es­pace Queen Fanomezan­tsoa Ambohimangakely, ny fifaninanana “inter Makawa”, ta­ranja karate. (…)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info