Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
IPAS Madagascar: Manamafy ny fanabeazana ara-pananahana ho an’ny zatovo
Newsmada [7/03/2026]

Nikarakara atrikasa fa­melabelaran-kevitra tetsy amin’ny Le Pavé Antaninarenina, ny Ipas Afri­que Madagascar, ny alarobia 4 marsa 2026 teo. Fotoana niresahana mahakasika ny zo sy fahasalamana ara-pananahana eo amin’ny zatovo. Ao anatin’ny sokajin’olona marefo ny zatovo, indrindra ny zatovovavy (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]


L'actualité dans les journaux de Madagascar : Madagascar.direct.news



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
GOGUETTE ALLIANCE 92 ( 11 03 2026 )
Basikety -Tanà Ville : Hangotraka ny famaranana eo amin’ny N1B
Hotanterahina ny faran’ny herinandro izao, eny amin’ny Kianja Barea Mahamasina, ny lalao famaranana eo amin’ny sokajy N1B amin’ny fifaninanana eo (…)
SOMBIM-BAOVAO
Araka ny fanadihadiana natao tamin-dRakotomalala Marcel, filohan’ny Malagasy Rugby, afakomaly, hotanterahina any Kenya, ny volana mey ho avy izao, (…)
Baolina Kitra : Mampita mivantana ny PFL ny StarTimes
Mitohy ny fiaraha-miasan’ny vondrona StarTimes sy ny CFEM amin’ny fandefasana manontolo ny lalao baolina kitra « Play Football League (PFL) », ho (…)
Ambinitsoarivelo Jean Herley: Lany ho filohan’ny Federasionin’ ny tenisy ambony latabatra
Mbola i Ambinitsoarivelo Jean Herley indray no voafidy hitantana ny Federasionina malagasin’ny tenisy ambony latabatra (FMTT), mandritra ny (…)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : l'actualité africaine et la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info