Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
Faritra Bongolava; Namolavola drafitra iatrehana ny afo
Newsmada [25/07/2026]

Notanterahina nandritra ny dimy andro, nifarana ny zoma lasa teo, tany Ampefy, ny atrikasa famolavolana ny drafitra rezionaly hiatrehana ny vanim-potoan’ny afo 2026 -2027 ho an’ny faritra Bongolava. Nitondra ny tohana ara-teknika sy ny fahaiza-manaony amin’ny famolavolana izany ny BNGRC, ho (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
Rugby – XXL Top 12: Hanao famaranana ny Cosfa sy ny Uscar
“ Adin’ny samy boaty !” Ny ekipan’ny Kaominina Antana­na­rivo Renivohitra, Uscar sy ny an’ny miaramila, Cosfa no tafita hiatrika ny lalao (…)
SOMBIM-BAOVAO
Nigadona an-tanindrazana, omaly, ny delegasionina malagasy avy niatrika ny Nations League Fiba 3X3, taranja basikety, natao tany Botswana, ny (…)
Tsipy kanetibe – Mondial Junior: Nanainga omaly ny ekipa malagasy
Nihazo an’i Espagne, omaly, ny ekipam-pirenena malagasy sokajy “junior”, taranja tsipy kanetibe. Hiatrika ny fiadiana ny ho tompondaka (…)
Randrianarisoa Rijamanitra: Hotantaraina an-tsehatra ny 30 taona nandihizany
Homarihina amin’ny seho ny niangalian-dRandrianarisoa Rijamanitra ny taranja dihy, nandritra ny 30 taona sy 25 taona nitsanganan’ny “Dih’Art (…)
Fikaonandoha : Manohana ny FFKM ara-teknika ny fanjakana
Notanterahina tao Tsiroa­nomandidy ny lanonana fa­metrahana amin’ny fomba ofisialy ny talem-paritra misahana ny Fanavaozana ao Bon­go­lava. Nanome (…)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : l'actualité africaine et la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info