Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
Viviane Rahariniraina: Namoaka boky hakana lesona sy fanazaran-tena
Newsmada [4/08/2026]

Fanitelony amin’ny boky navoakan’i Viviane Rahariniraina ny « Je ne poursuis pas, je me choisis ». Misy fitarihana, fanazaran-tena ary fampironana amin’ny maha boky fampandrosoana ny tena azy izany. Lesona zato sy fanazaran-tena zato. Izay no noraketin’i Viviane Rahari­naina anatin’ilay bokiny, (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
Kitra – Fifindrana mpilalao: Efa manakaiky ny klioba Sodaney i Gregas
Azo lazaina fa efa milamina ary mpilalaon’ny Al Merrikh SC, Razafimahatana Mika na i Gregas. Raha ny fanadihadiana natao omaly, ny taratasy (…)
Fanatanjahantena : Misaona ny rugby sy ny kitra
Tatoavan-draho-mainty amin’izao fotoana izao, ny tontolon’ny fanatanjahantena ma­lagasy. Taranja roa malaza eto Madagasikara no misaona dia ny (…)
Fampianarana ambony : Miantoka ny kalitaon’ny fampianarana ny rafitra HAE
Natao, omaly, tetsy amin’ ny Mesupres Fiadanana, ny fampahafantarana sy fampiofanana momba ny sehatra niomerika “Habilitation”, “Ac­créditation” (…)
Vallée de l’est : Mitohy ny fanadiovana ao Masay
Fotoanan’ny maintany toy izao no anaovana ny fanadio­vana ireo karazana lakandrano hahafahana miatrika ny fahavaratra. Manohy ny asa ny Apipa ka (…)
Faha- 15 taon’ny Orange Money : Nomarihina tamina seho goavana
Tsy navela nandalo fotsiny. Nisy ny lanonana izay naka endrika fampisehoana goavana, nentina nanamarihana ny faha-15 taona nisian’ny Orange Money (…)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : l'actualité africaine et la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info