Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
Rugby – Trophy Barthès: Tsy tonga ny Makis sy i Côte d'Ivoire
Newsmada [7/08/2026]

Hanomboka anio, any Kampala Ouganda, ny fiadiana ny Trophy Barthès, taranja rugby, sokajy “junior”. Tsy anisan’ireo handray anjara amin’izany ny Makis Madagasikara sy ny Elefantan’i Côte d'Ivoire, izay ao anatin’ny “First division” (D1). Raha ho an’ny Malagasy, ny tsy fisian’ny saran-dalana, ny (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]


L'actualité dans les journaux de la Côte d'Ivoire : CDI.direct.news



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
Kanto mifameno”: Hanampy an’i Poopy sy ry Johary i Njila
Mihafeno ihany, sady “mifameno”. Fantatra fa ho avy handray anjara amin’ny seho etsy amin’ny CCI Ivato koa i Njila. Poopy sy ny tarika Johary no (…)
INDRAY MIJERY
Nampahafantatra ny Tranombokim-pirenena fa mikatona izy ireo ao anatin’ny roa herinandro, manomboka anio hatramin’ny 28 aogositra izao. Hatao (…)
Toamasina : Hamafisina ny ady amin’ny Mpox
Amin’izao fotoana maha betsaka ny mpiala sasatra izao, tena ilaina ny fanentanana sy fahamailoana amin’ny fiparitahan’ny valanaretina Mpox. (…)
Fanjakana tokana : Maneho ny fijeriny i Lanto Ratsida
Mitondra ny fomba fijeriny ny mpahay haifiarahamonina, Lanto Ratsida, mahakasika ny rafitra federaly voizina ankehitriny. Tsapan’ny tanora (…)
Fampianarana ambony: Hivoaka ny lisitr’ireo sekoly azo antoka sy ara-dalàna
Hotanterahina ny 21 ka hatramin’ny 25 septambra izao ny fivorian’ny vaomiera nasionaly misahana ny fanomezan-dalana (CNH) sy ny vaomiera nasionaly (…)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : l'actualité africaine et la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info