Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
Afrobasket U18: Hidona amin’i Senegal ny Ankoay anio
Newsmada [12/08/2026]

Laharana fahadimy ny Ankoay Madagasikara, nandritra ny fifanintsanana isam-bondrona hiadiana ny “Afro­basket”, sokajy lehilahy U18. Fifaninanana tanterahina any Abidjan Côte d'Ivoire. Fandre­sena roa nanoloana an’i Gabon sy i Maroc ary faharesena tokana tamin’i Mali, ny vokatra azon’izy ireo ka (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
DES IDEES EN GOGUETTE 12 08 2026
SOMBIM-BAOVAO
Hotanterahina any Mahajanga, ny 13 ka hatramin’ny 15 aogositra ho avy izao ny Rallye du Boeny. Dingana fahatelo amin’ny fiadiana ny ho (…)
Rugby – XXL Top 12 : Nahemotra ny famaranana
Raha efa voalahatra fa hotanterahina ny alahady 16 aogositra ho avy izao, ny famaranana hiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja rugby (…)
Baolina kitra – Trosa tsy voaloa : “120 000 dolara ny karamako tsy voaefa”, hoy ny Coach Rôro
Mbola mitohy mihenjana hatrany ny tady eo amin’ny Federasionina malagasin’ ny baolina kitra (FMF) sy ny Coach Rakotondrabe Romuald (Rôro), eo (…)
Atletisma – Mada 2026: Tsy nisy ny zava-bita montsana
Nifarana ny alahady lasa teo, teny amin’ny kianja Ala­robia, ny fifaninanam-pirenena taranja atletisma, sokajy rehetra. Tsy nisy ny fe-potoana (…)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : l'actualité africaine et la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info