Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
“Coupe des Champions” : Hifampitsapa indroa miantoana ny FC Rouge sy ny CFFA
Newsmada [18/08/2026]

Mialoha ny handehanan’ireo solontena roa ho any Afrika, hanatanteraka lalao mandroso sy miverina, eo amin’ny Kianjan’ny CFFA Iavoloha, amin’ity volana aogositra ity, ny FC Rouge, tompon’ny amboaran’i Madagasikara sy ny CFFA, tompondakan’i Madagasikara. Ho fanohanana sy hanomanana tsara ny (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
AMBARAO SAHY RATIA
GOGUETTE 19 08 2026
Handball – Afrika 2026: Hivondrona amin’ity herinandro ity ny Akio
Afaka andro vitsy sisa dia hanomboka ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika “Can 2026”, taranja handball, ho an’ny sokajy “Cadets” sy “Juniors”, (…)
Volley-ball – « Mada D2 »: Horaisin’ny ligin’ Analamanga
Tsy misy fialantsasatra fa mitohy avy hatrany ny fandaharam-potoana ho an’ny Federasiona malagasin’ny volley-ball (FMVB). Taorian’ny fandraisana (…)
SOMBIM-BAOVAO
Voafidy indray hitantana ny Federasiona malagasin’ny FMHMC, izay ivondronan’ny taranja Haltéro­philie sy ny fitaizana ara-batana “Musculation” ary (…)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : l'actualité africaine et la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info