Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
ASIEF – Fifidianana naverina: Mbola lany ho filoha i John Love
Newsmada [21/08/2026]

Voafidy ho filohan’ny Fi­kambanana misahana ny fa­natanjahantena iraisan’ny mi­nisitera sy ny andrimpanjakana na Asief (Association sportive interministerielle pour l’entretien des fonctionnaires) indray Andrianarison Botosera Jean Aimé (John Love). No­tan­terahina tetsy amin’ny Kianja Barea (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
Havàtsa-Upem 74 taona: Andiany fahefatra ny « Dia rodoben’ny vakiboky »
Fikambanan’ny poeta sy ny mpanoratra malagasy ny Havàtsa-Upem. Tafiditra ao anatin’ny hetsika fanamari­hana ny faha-74 taonany. Hisy ny « Dia (…)
25 taona tao anaty rap : Vahinin-dRaboussa ry 18, 3, Marion, Doubl’Enn
Izy irery, hatreto, no mpanao rap gasy nahazaka ny Lapan’ny fanatanjahantena. Niantso ireo namany hifampizara sehatra aminy Raboussa, no manomana (…)
Faritra Itasy : Notohanana ny zokiolona sy ny manana fahasembanana
461 ireo zokiolona manana karatra maha mpikambana nisitraka tantsoroka ara-tsa­kafo sy ara-pitaovana tamin’ ny minisiteran’ny Mponina sy ny (…)
Amadia : Mikarakara ETP ho an’ny olon-dehibe
Mikarakara hetsika Education thérapeutique (ETP) ho an’ny olon-dehibe miaina miaraka amin’ny diabeta ny fikambanana Amadia (Andia malagasy miady (…)
Fahaiza-mampiasa ny vaovao ara-toetr’andro : Niofana ny teknisianin’ny Faritra Androy sy Anosy
Ho fanatsarana ny fahaiza-mampiasa ny vaovao ara-toetr’andro, ho fiarovana ny mponina, nisy ny fiofanana ho an’ireo tomponandraikitra eny ifotony, (…)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : l'actualité africaine et la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info