Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
Fanatsarana ny fiomanana: Nohamarinina ny fiveloman’ny tokantrano
Newsmada [27/08/2026]

Notanterahina tao anatin’ny roa andro ny atrikasa fanamarinana ireo mombamomba ny toe-karena sy ny fiveloman’ny tokantrano eto Madagasikara, tao anatin’ny tetikasa “Fews Net 8 Base de connaissances”, miaraka amin’ny fa­matsiam-bolan’ny Chemonics. Niara-niasa tamin’ny BNGRC ho fanatanterahana (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
Basikety – Mada U16, tovovavy: Lavon’ny Pintade ny Ascut
Notanterahina ny alakamisy lasa teo ny dingana ampahavalon-dalana iadiana ny ho tompondakam-pirenena, taranja basikety, sokajy U16, lahy sy vavy. (…)
Taranja bisikileta – Fifaninanana nasionaly: Hitiliana izay handrafitra ny ekipam-pirenena
Hotanterahina ny alahady ho avy izao, eny Alakamisy Fenoarivo, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara amin’ny taranja bisikileta, sokajy (…)
SOMBIM-BAOVAO
Efa mahatratra 300 tapitrisa Ariary mahery ny sandan’ny fandaniana mankany Zambia, hoy ny filohan’ny klioba FC Rouge, ny alakamisy lasa teo. (…)
Fifanintsanana Can 2027 : Ny 25 sy 29 septambra ny lalaon’ny Barea
Ny faramparan’ny volana septambra no hiatrika ny lalao roa tafiditra ao anatin’ny fifanintsanana hiadiana ny toerana hiatrehana ny Can 2027 ny (…)
INDRAY MIJERY
Ambany ny tetibola amin’ny fikarohana, efa mijery ny paikady hitadiavana vola ho amin’izany ny mpikaroka. Anisan’izany ny projet UniPod, (…)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : l'actualité africaine et la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info