Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
Andron’ny haisoratra: anio ilay « Dia rodoben’ny vakiboky… »
Newsmada [5/09/2026]

Tafiditra ao anatin’ny « Andron’ny haisoratra ». Ho fanamarihana ny faha-74 taonan’ny Fikambanan’ny poety sy ny mpanoratra malagasy Havàtsa-Upem, anio no hanatantera­hina ilay « Dia rodoben’ny vakiboky an-dalambe » andiany fahefatra (taona 2026). Manomboka amin’ny 9 ora maraina, eo anoloan’ny (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
Lohataona 2026: hasongadina any Menabe ny tantara sy ny kolontsaina
Hatao any Morondava, faritra Menabe, ny 14 hatramin’ny 18 septambra 2026 ho avy izao, ny taombaovao iraisan’ny Malagasy na ny fankalazana (…)
« Marina mafy »: anolotra seho fampihomehezana i Joely
Hatrany ivelany no efa manana sy nahatafapetraka ny anarany i Joely, raha eo amin’ny tontolon’ny hatsikana sy ny fampihomehezana. Raha tao anaty (…)
Indray mijery
Notanterahina tamin’ity herinandro ity, tao amin’ny Campus Barikadimy, ny fandraisana ara-tek­nika ny dingana voalohany amin’ny asa fanarenana ny (…)
Amoronakona: ho avy ny “navette”
Mampimenomenona ny olom-pirenena sasany amin’ny famindrana ny fitaterana eny Amoronakona ny halaviran’ny toerana raha miala any amin’ny toerana (…)
Sombim-baovao
Araka ny filazan’ny loharanom-baovao iray eo anivon’ny klioba CFFA Andoharanofotsy, omaly, fantatra izao fa anio hariva no hanainga hihazo ny Nosy (…)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : l'actualité africaine et la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info