Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
Volley-ball – “Mada D2”: fantatra ireo hanao ny famaranana
Newsmada [12/09/2026]

Tontosa omaly, tetsy amin’ ny Kianja mitafon’Ankoron­drano, ny manasa-dalana hiadiana ny ho tompondakam-pirenena taranja volley-ball, sokajy D2. Saika voahaja avokoa ny lojika tamin’ity, satria nivoaka ho mpandresy ireo klioba heverina ho sangany amin’izao fotoana. Ho an’ny vehivavy, (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
Fifaninanana afrikanina: ny CFFA hiaro ny isa roa, ny FC Rouge hanala vela
Azo lazaina fa tafita any amin’ny dingana manaraka amin’ny “Ligue des champions Caf” ny ilan-tongotry ny CFFA Andoharanofotsy, raha toa ka mbola (…)
Taratry ny kanto
Notolorana ny mariboninahitry ny kanto i Nônô. Ny « Commandeur de l’ordre des arts, des lettres et de la culture » izay fara-tampony amin’izany no (…)
Festival Jôkôsô: haneho ny talentany ireo sangany amin’ny hatsikana
Hiaraka haneho ny talentany mandritra ny “Festival Jôkôsô” ireo mpanakanto amin’ny hatsikana sy fampihomehezana efa matihanina sy andrarezina. Fa (…)
Ligue des Champions: la FCJE dénonce des chants antisémites et islamophobes avant Real-Inter
Une nouvelle polémique sur les discours de haine dans le football espagnol a éclaté mercredi autour du stade Santiago-Bernabéu. Des chants (…)
Fantina sy fintina
Hiatrika ny fihaonana an-tampony eo amin’i Rosia sy i Afrika ny filoham-panjakana, ny Kly Ran­drianirina Michaël, raha tsy misy ny fiovana. (…)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : l'actualité africaine et la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info