“Can 2027”: efa fantatra ny ankamaroan’ireo voaantso ho Barea
Newsmada [15/09/2026]
Na mbola amin’ny alakamisy ho avy izao aza vao hivoaka ny anaran’ireo mpilalao voaantso handrafitra ny Barea, efa namoaka ireo mpilalao nantsoin’i Corentin Martins, mpanazatra, ny ankamaroan’ireo klioba any ivelany, ny herinandro lasa teo. «Afaka andro vitsy !». Ny alakamisy ho avy izao no (…)
[Source : lire l'article complet dans Newsmada]
|
|
|
|
| |
|
|
| |
| |
| Autres articles de Newsmada :
|
| |

Tir en l’air du 15 septembre 2026
|

Sombim-baovao
Norombahin’ny ekipam-pirenena malagasy, nisy an’i Bondy sy i Balôty ary i Lova, ny andiany faha-47 “National Open Top 1000 de Chalon sur Saone”, (…)
|

Volley-ball: lasan’ny VBCD sy ny GNVB ny amboara
Nifarana ny sabotsy lasa teo, tetsy amin’ny Kianja mitafon’Ankorondrano, ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara, taranja volley-ball, sokajy (…)
|

“Fiba 3X3 U23 World Cup”: hidona voalohany amin’ny Ankoay i Lettonie
Hanomboka anio, ao amin’ny Kianja mitafon’i Wuhan-Chine, ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany, taranja basikety lalaovin’olona telo, sokajy (…)
|

« Marina Mafy »: Joely a fait un tabac au palais des Sport
Pari tenu pour Joely qui jouait à guichets fermés hier, au palais des Sports à Mahamasina, lors de son one-man-show «Marina Mafy», une grande (…)
|
| |
Imprimer cette page |
|
|
|