Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
Handball – Afrika «Cadets» : Mbola resin’i Tunisie indray i Madagasikara
Newsmada [17/09/2026]

“Resy indray…!” Mitohy hatrany ny vokatra ratsy ho an’ny ekipam-pirenena malagasy Akio, amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika “Can 2026”, taranja handball, sokajy “cadets”, lehilahy, izay tontosaina any Côte d'Ivoire, hatra­min’ny 22 septambra. Mbola niondrika teo anatrehan’i Tunisie, (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]


L'actualité dans les journaux du Tunisie : Tunisie.direct.news



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
Jiu-jitsu Brezilianina : Malagasy 10 hiatrika ny amboara maneran-tany
Efa ao anatin’ny fanomanana sahady ny fiadiana ny amboara maneran-tany amin’ ny taranja haiady Jiujitsu brezilianina hotanterahina any Dubaï, ny (…)
SOMBIM-BAOVAO
Hivoaka anio, 17 septambra ao amin’ny pejin’ ny Federasionina malagasin’ny baolina kitra (FMF), ny anaran’ireo mpilalao handrafitra ny (…)
Tsipy kanetibe – «Mondial 2027» : Efa nahavita ny fisoratana anarana i Madagasikara
Anisan’ireo firenena hiatrika ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany amin’ny taranja tsipy kanetibe, sokajy lehilahy, i Madagasikara. Hiditra (…)
Zotram-pifidianana : Manara-maso ny tohin’ny fakan-kevitra ny ONU-UA
Noraisin’ny filohan’ny Fanavaozana ny Repo­blika, ny Kly Randria­nirina Michaël, teny Iavoloha, afakomaly, ny solontenan’ny Vondrona afrikanina (…)
Tir en l’air du 15 septembre 2026
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : l'actualité africaine et la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info